Tongasoa eto amin'ny tchat GasyCity.com. Bienvenue sur GasyCity.com ! Gasy mitafa! Malagasy Midinika ! GasyCity.com dia site anakiray mikendry ny mba hisian'ny fifaneraseran'ny Gasy rehetra na eto Madagascar izy na any ivelany amin'ny alalan'ny Tchat sy Forum . Koa noho izany , dia manainga antsika rehetra hanentana ireo namantsika ny mba hahafantaran'izy ireo ny fisian'ny GasyCity.com !